1. Paul, and Silvanus, and Timotheus, unto the church of the Thessalonians in God our Father and the Lord Jesus Christ:
1. Paul, et Silvain, et Timothée, à l`Église des Thessaloniciens, qui est en Dieu notre Père et en Jésus Christ le Seigneur:
1. Paoly sy Silasy ary Timoty mamangy ny fiangonan’ny Tesaloniana, izay ao amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo:
2. Grace unto you, and peace, from God our Father and the Lord Jesus Christ.
2. que la grâce et la paix vous soient données de la part de Dieu notre Père et du Seigneur Jésus Christ!
2. Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.
3. We are bound to thank God always for you, brethren, as it is meet, because that your faith groweth exceedingly, and the charity of every one of you all toward each other aboundeth;
3. Nous devons à votre sujet, frères, rendre continuellement grâces à Dieu, comme cela est juste, parce que votre foi fait de grands progrès, et que la charité de chacun de vous tous à l`égard des autres augmente de plus en plus.
3. "Tsy maintsy misaotra an’Andriamanitra mandrakariva izahay noho ny aminareo, ry rahalahy, fa mahamendrika izany, satria mitombo fatratra ny finoanareo ary mitombo ny fifankatiavanareo rehetra;"
4. So that we ourselves glory in you in the churches of God for your patience and faith in all your persecutions and tribulations that ye endure:
4. Aussi nous glorifions-nous de vous dans les Églises de Dieu, à cause de votre persévérance et de votre foi au milieu de toutes vos persécutions et des tribulations que vous avez à supporter.
4. "Ka reharehan’ny tenanay ianareo eny amin’ny fiangonan’Andriamanitra noho ny faharetanareo sy ny finoanareo amin’ny fanenjehana rehetra izay manjo anareo sy ny fahoriana izay iaretanareo;"
5. Which is a manifest token of the righteous judgment of God, that ye may be counted worthy of the kingdom of God, for which ye also suffer:
5. C`est une preuve du juste jugement de Dieu, pour que vous soyez jugés dignes du royaume de Dieu, pour lequel vous souffrez.
5. "Famantarana sy fitsarana marin’Andriamanitra izany; mba hatao ho mendrika ny fanjakan’Andriamanitra ianareo, sady izany koa no iaretanareo;"
6. Seeing it is a righteous thing with God to recompense tribulation to them that trouble you;
6. Car il est de la justice de Dieu de rendre l`affliction à ceux qui vous affligent,
6. Fa zavatra marina amin’Andriamanitra ny hamaly fahoriana izay mampahory anareo,
7. And to you who are troubled rest with us, when the Lord Jesus shall be revealed from heaven with his mighty angels,
7. et de vous donner, à vous qui êtes affligés, du repos avec nous, lorsque le Seigneur Jésus apparaîtra du ciel avec les anges de sa puissance,
7. Ary ny hanome fitsaharana anareo izay ampahorina kosa mbamin’ny tenanay, raha hiseho Jesosy Tompo, avy any an-danitra mbamin’ny anjeliny mahery,
8. In flaming fire taking vengeance on them that know not God, and that obey not the gospel of our Lord Jesus Christ:
8. au milieu d`une flamme de feu, pour punir ceux qui ne connaissent pas Dieu et ceux qui n`obéissent pas à l`Évangile de notre Seigneur Jésus.
8. Amin’ny afo midedadeda, hamaly izay tsy mahalala an’Andriamanitra sy izay tsy mankatò ny filazantsaran’i Jesosy Kristy Tompontsika,
9. Who shall be punished with everlasting destruction from the presence of the Lord, and from the glory of his power;
9. Ils auront pour châtiment une ruine éternelle, loin de la face du Seigneur et de la gloire de sa force,
9. Dia izay hofaizina amin' ny fandringanana mandrakizay, avy amin’ny fanatrehan’ny Tompo sy ny voninahitry ny heriny,
10. When he shall come to be glorified in his saints, and to be admired in all them that believe (because our testimony among you was believed) in that day.
10. lorsqu`il viendra pour être, en ce jour-là, glorifié dans ses saints et admiré dans tous ceux qui auront cru, car notre témoignage auprès de vous a été cru.
10. Raha tonga Izy mba hankalazaina eo amin’ny olony masina sy hoderaina eo amin’izay rehetra mino amin’izany andro izany, (satria ninoana ny fanambaranay taminareo).
11. Wherefore also we pray always for you, that our God would count you worthy of this calling, and fulfil all the good pleasure of his goodness, and the work of faith with power:
11. C`est pourquoi aussi nous prions continuellement pour vous, afin que notre Dieu vous juge dignes de la vocation, et qu`il accomplisse par sa puissance tous les dessins bienveillants de sa bonté, et l`oeuvre de votre foi,
11. Ary izany no ivavahanay mandrakariva ho anareo, mba hataon’Andriamanitra ho mendrika izao fiantsoana izao ianareo, ary hotanterahiny amin’ny hery izay ankasitrahana amin' ny fahatsarany rehetra sy ny asan’ny finoana,
12. That the name of our Lord Jesus Christ may be glorified in you, and ye in him, according to the grace of our God and the Lord Jesus Christ.
12. pour que le nom de notre Seigneur Jésus soit glorifié en vous, et que vous soyez glorifiés en lui, selon la grâce de notre Dieu et du Seigneur Jésus Christ.
12. Mba hankalazaina ao aminareo ny anaran’i Jesosy Kristy Tompontsika, ary ianareo ao aminy kosa, araka ny fahasoavan’Andriamanitra sy Jesosy Kristy Tompo.